|
|
|
|

Teny iditra mamiaka (piaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
  [Taimoro] Manamangana, manimba [1.78]
  [Tanosy] Mifiaka (fary) [1.78]
 Manapaka, miaraka amin' ny feo kely heno: Mamiaka rantsankazo [1.1]
 Same as mipiaka [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mamiaka
Ny lasa : namiaka
Ny hoavy : hamiaka
Filaza mandidy : mamiaha
Tovy hevitra manapiaka ~ mipiaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20