|
|
|
|

Teny iditra mamikavika (vikavika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manao zaitra tsy mbola tena izy fa zojòtra fotsiny; manjojòtra. [1.1]
 To tack or baste with large stitches [1.7]
 Faufiler [1.8]
Ohatra Efa sasatra sy torovan' ny fiakara-mideza sy ny ala novakina, nefa feno fanantenana tsy mety kivy, ka mamikavika ny dia miankandrefana. [2.499]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mamikavika
Ny lasa : namikavika
Ny hoavy : hamikavika
Filaza mandidy : mamikavikà

Teny iditra mamikavikà (vikavika)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamikavika [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/13