| Teny iditra |
mamily
(vily)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mampandeha amin' ny lalankafa tsy amin' ny hitsiny teo aloha: Mamily bisikileta Mampibirioka, mampiviona: Ny fahazaran-dratsy no namily azy ho any amin' ny lalan' ny fahaverezana Manolaka: Mamily ny hevitry ny teny iray [1.1]
|
| | To turn aside [1.2, 1.7]
|
| | To cause to deviate from a straight course [1.2]
|
| | To cause to deviate; to steer [1.7]
|
| | Détourner, faire dévier [1.3, 1.8, 1.5]
|
| | Rejeter, égarer [1.3]
|
| | Diriger ou conduire [1.8]
|
| | Conduire une voiture [1.5]
|
| Ohatra |
| 1 | ary izay maniry hanan-karena dia mamily ny masony.
[2.996]
|
| 2 | hoy Ihary namily ny resaka mba tsy hitohizan' ny hadrohadro
[2.529]
|
| 3 | hoy ilay tovolahy namily ny lakany hanatona ny nosy
[2.5]
|
| 4 | Raha misy manakely ny làlana, na mamily azy, dia sazina omby dimy.
[1.123]
|
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mamily |
| Ny lasa : |
namily |
| Ny hoavy : |
hamily |
| Filaza mandidy : |
mamilia |
|
|