|
|
|
|

Teny iditra mamindra (findra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manova toerana: Iza no namindra ny satroko teto
Mitondra amin' ny toerana hala: Lasa namindra ny zanany amin' ny Sekoly any Antananarivo izy
Mamboly zavamaniry efana niry tamin' ny toeran-kafa: Mamindra zana-kazo
Manendry hiasa amin' ny toeran-kafa: Ny lehiben' ny Faritany no namindra azy ho eto
Manome, manolotra: Namindra ny fahefany tamin' ny apostoly i Jesoa
Mampita: Tsy tsara ny mamindra hafatra
Mandeha: Mbola vao herintaona latsaka dia mamindra tsara sahady ilay zaza
Miara-mandeha, mitanjozotra, mirindra tsara: Namindra tsara ny foloalindahy tamin' ny matso tamin' ny 26 Jiona [1.1]
 To remove, to transfer, to transcribe, to transplant, to step, to walk. [1.2]
 To move; to walk (esp. of a child) [1.7]
 Déplacer, changer de place: marcher (se dit surtout des enfants) [1.8]
Voambolana 
Ohatra 
1Izay manoro lala-mahitsy no mamindra aina. [2.69]
2Ka izahay manana anareo, tsy ho lavo mamindra; [2.245]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mamindra
Ny lasa : namindra
Ny hoavy : hamindra
Filaza mandidy : mamindrà

Teny iditra mamindrà (findra)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamindra [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/13