| Teny iditra |
mamitrana
(vitrana)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Manjaitra (zavatra) roa mba hitambatra ho iray: Iza no namitrana ireto tsihy ireto Mampirindra (fiha vanana tapaka): Izy no namitrana ny fihavananay ka isaory izy [1.1]
|
| | To sew together by the
edges; to join lengthwise [1.7]
|
| | Coudre ensemble ou joindre
dans le sens de la longueur [1.8]
|
| Ohatra | Ny mampianatra adala, dia mamitrana vilany tany vaky
[2.996]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mamitrana |
| Ny lasa : |
namitrana |
| Ny hoavy : |
hamitrana |
| Filaza mandidy : |
mamitràna |
|
|
| Teny iditra |
mamitràna
(vitrana)
|
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamitrana
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|