|
|
|
|

Teny iditra mamotraka (potraka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mandavo, mahalavo, mampianjera; manongana: Vato kely no namotraka azy [1.1]
 Jetter à terre, renverser, dégrader, verser des larmes [1.3]
Ohatra 
1Fa ny haratsiana mamotraka ny mpanota. [2.996]
2Soavaly tsara folaka ity fiangonana ity, ka tsy mba mamotraka izay mitaingina azy. [2.59]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mamotraka
Ny lasa : namotraka
Ny hoavy : hamotraka
Filaza mandidy : mamotraha
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/13