| Teny iditra | mampanadino (hadino) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| [1.3] | |||||||
| Ohatra | Tapak' andro ijaliana ihany, dia mampanadino ny hasambarana lasa, ary amin' ny fiafaran' ny olona, dia haharihariny ny asany.
[2.996] | ||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/02/18 |
|