| Teny iditra |
mampifilafila
(filafila)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mampitamby; manaiky hanome na hanao dia mandà, manaiky indray dia mandà: Aza mampifilafila tahaka izao ianao, fa rehefa tsy hanome dia milazà tsotra [1.1]
|
| | Promettre et se dédire [1.5]
|
| Ohatra |
| 1 | Nahoana no omaly mampitamby sy mampifilafila, ka anio ihany dia mifona sy milela-paladia?
[1.282]
|
| 2 | Ka dia ny mihenjana amin' avona no lalàm-pitondrantena mety, hoy ny sasany, tsy mihontsona amin' izay satan' ny tany mampifilafila, miandry izay hitranga na inona na inona toa ny " vatolampy ampy handihizan' ny varatra.
[2.296]
|
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mampifilafila |
| Ny lasa : |
nampifilafila |
| Ny hoavy : |
hampifilafila |
| Filaza mandidy : |
mampifilafilà |
|
| Tovy hevitra | ~ |
|
| Teny iditra |
mampifilafilà
(filafila)
|
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mampifilafila
|
|