| Teny iditra |
mampilafila
(filafila)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mampitamby; manaiky hanome na hanao dia mandà, manaiky indray dia mandà: Aza mampilafila tahaka izao ianao, fa rehefa tsy hanome dia milazà tsotra [1.1]
|
| | To give away a thing and then to retain it, to agree to a thing and to refuse immediately. [1.2]
|
| | Tenir le bec dans l'eau, promettre et se dédire [1.3]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mampilafila |
| Ny lasa : |
nampilafila |
| Ny hoavy : |
hampilafila |
| Filaza mandidy : |
mampilafilà |
|
| Tovy hevitra | ~ |
|
| Teny iditra |
mampilafilà
(filafila)
|
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mampilafila
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|