| Teny iditra | mampiodina (odina) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Faire révolter [1.3] | |||||||||
| Ohatra | Mampiodina ny vahoaka izy, aeliny eran' i Jodea manontolo ny fampianarany, dia hatrany Galilea izay nanombohany ka hatraty.
[2.996] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Tovy hevitra | manodina | ||||||||
| Teny iditra | mampiodìna (odina) | ||||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mampiodina | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Tovy hevitra | manodìna | ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/02/25 |
|