| Teny iditra |
manadino
(hadino)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Tsy mahatsiaro: Rehefa faly, mora ny manadino ny lasa [1.1]
|
| | To forget [1.2, 1.7]
|
| | To neglect [1.2]
|
| | Oublier [1.3, 1.8]
|
| | Ne pas se souvenir, pardonner [1.3]
|
| Ohatra |
| 1 | Ny ankizy ankehitriny koa tsy manadino.
[1.369]
|
| 2 | Toroy izy raha manadino, anaro raha miha-fahafa.
[2.245]
|
| 3 | Tia havana nefa saro-manadino ny ratsy hatao azy na dia tsy manao am-po aza.
[1.381]
|
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
manadino |
| Ny lasa : |
nanadino |
| Ny hoavy : |
hanadino |
| Filaza mandidy : |
manadinoa, manadinova |
|
|