|
|
|
|

Teny iditra manafoka (foka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mamazivazy, mananihany: Notenenin-drainy Ikoto sy ny namany nanafòka an' ilay Rangahy sola be
Manaratsy, manivaiva: Aza manafòka ny entam-barotr' olona [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manafoka
Ny lasa : nanafoka
Ny hoavy : hanafoka
Filaza mandidy : manafokà

Teny iditra manafokà (foka)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manafoka [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20