| Teny iditra |
manafotra
(hafotra)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | To strip the bark off the hafotra [1.2]
|
|
| Teny iditra |
manafotra
(safotra)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Manototra: Nanafokenatra azy ny namany Manosotra: Nanafotra sokay ny rindrina izy Manenjina, mahafanina mahatonga ho safotra: Angamba ny hainandro no nanafotra itỳ zaza itỳ [1.1]
|
| | To flood, to submerge [1.7]
|
| | Inonder [1.8]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
manafotra |
| Ny lasa : |
nanafotra |
| Ny hoavy : |
hanafotra |
| Filaza mandidy : |
manafora |
|
|
| Teny iditra |
manafotra
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | [Bezanozano]
manarona,
manenika
[1.78]
|
| | [Sihanaka]
mandrakotra
[1.78]
|
|