| Teny iditra |
managoana
(goana)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mamoha mafy miriadriatra: Iza no nanagoana ny varavarana teo? [1.1]
|
| | Ouvrir avec bruit, publier, commencer, continuer [1.3]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
managoana |
| Ny lasa : |
nanagoana |
| Ny hoavy : |
hanagoana |
| Filaza mandidy : |
managoàna |
|
|
| Teny iditra |
managoana
(goana)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | To go over a list of names to see if all are there. [1.2]
|
|
| Teny iditra |
managoàna
(goana)
|
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao managoana
|
|