|
|
|
|

Teny iditra manaja (haja)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manome voninahitra: Manajà ny ray aman-dreninao mba ho ela velona ianao
Manao hozavatra, miraharaha, manampo: Manaja fotoana ~ Manaja ny raharahany izy [1.1]
 To respect, to regard, to revere. [1.2]
 To show respect to, to honor [1.7]
 Respecter, honorer [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manaja
Ny lasa : nanaja
Ny hoavy : hanaja
Filaza mandidy : mana

Teny iditra manajà (haja)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manaja [Fitanisana]
 Honour, respect [1.26]
Ohatra Manajà ny ray aman-dreninao mba ho ela velona ianao [1.1]

Teny iditra mañaja
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
  [Bara] manery, mifanery [1.78]

Teny iditra manaja
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
  [Tanosy] manafina, mametraka [1.78]

Teny iditra mañaja
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
  [Bara] mihary [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/21