|
|
|
|

Teny iditra manakofa (akofa)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Be akofa, tsy mby am-bentiny: Mampalahelo fa nanakofa ny vary taona ito noho ny rivotra be loatra [1.1]
 Imp. and Rel. not used. Used of the rice light in the ear, to be husky, to be more chaff than rice. [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manakofa
Ny lasa : nanakofa
Ny hoavy : hanakofa

Teny iditra manakofa (takotra)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manakotra [Fitanisana]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20