|
|
|
|

Teny iditra manatra (kotra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mandany tsiro ny tany; mandevona, manimba [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manakotra
Ny lasa : nanakotra
Ny hoavy : hanakotra
Filaza mandidy : manakotrà

Teny iditra manakotra (takotra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manarona amin' ny takotra [1.1]
  [Tambahoaka] Manarona [1.78]
  [Sihanaka] Manampina [1.78]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manakotra
Ny lasa : nanakotra
Ny hoavy : hanakotra
Filaza mandidy : manakofa

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20