| Teny iditra |
manakolaka
(takolaka)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mitily, mihaino (olona) amim-pitampifiana ao ambadiky ny zavatra iray mba tsy ho hita: Nisy olona nanakolaka anao teny an-tsena fa tsy tsikaritrao Misafelika, mihodivitra: Nanakolaka ny tranonay Ikoto mba hanampoka anay [1.1]
|
| | To open the mouth of a dog for the purpose of pouring in the Tangena poison; to go by circuitous way; to seek an advantage, to smite an enemy, to circumvent. [1.2]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
manakolaka |
| Ny lasa : |
nanakolaka |
| Ny hoavy : |
hanakolaka |
| Filaza mandidy : |
manakolaha |
|
| Tovy hevitra | |
|