| Teny iditra | takolaka | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Ireo ilany roa amin' ny tarehy: Misy tandra kely eo amin' ny takolany havia Ny fihodivirana miankavia na miankavanana Ny tava sompiran' ny rindrina ikatonan' ny varavarana na ivohany. [1.1] | ||
| The cheek [1.2, 1.7] | ||
| La joue [1.8] | ||
| Voambolana | ||
| Sampanteny |
| |
| Teny iditra | takolaka | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Provincial] In the provinces, the angle of a rampart or a street. [1.2] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2024/10/30 |
|