| Teny iditra | manatakolaka (takolaka) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| Mitily, mihaino (olona) amim-pitampifiana ao ambadiky ny zavatra iray mba tsy ho hita: Nisy olona nanakolaka anao teny an-tsena fa tsy tsikaritrao Misafelika, mihodivitra: Nanakolaka ny tranonay Ikoto mba hanampoka anay [1.1] | |||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Tovy hevitra | manakolaka | ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|