|
|
|
|

Teny iditra manamena (mena)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mampahatonga ho mena
Manoso-doko mena [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manamena
Ny lasa : nanamena
Ny hoavy : hanamena
Filaza mandidy : manamenà

Teny iditra manamenà (mena)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manamena [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]

Teny iditra manamena
Sokajin-teny anarana
  [Betsimisaraka] (de mana et mena : rouge, allusion à la couleur des fleurs). Dombeya acerifolia Baker (Malvaceae). Voir aussi mana. [1.196]
Voambolana 
Anarana ara-tsiansa Dombeya acerifolia

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20