| Teny iditra |
manamorona
(morona)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mankeo antsisina: Aza manamorona ny hady eo sao fanina ianao [1.1]
|
| | To follow the edge [1.7]
|
| | Suivre le bord de; s'approcher du bord de [1.8]
|
| Ohatra |
| 1 | Ilay lakan-drano manamorona ny fonenanay mantsy no solom-pantsakana.
[2.445]
|
| 2 | Filao avobe mirijarija no manamorona ny arabe izay mandalo terý avaratra.
[2.356]
|
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
manamorona |
| Ny lasa : |
nanamorona |
| Ny hoavy : |
hanamorona |
| Filaza mandidy : |
manamoròna |
|
|
| Teny iditra |
manamoròna
(morona)
|
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manamorona
|
|