|
|
|
|

Teny iditra manandra (tandra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manongotra amin' ny tandra [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manandra
Ny lasa : nanandra
Ny hoavy : hanandra
Filaza mandidy : manandrà

Teny iditra manandrà (tandra)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manandra [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]

Teny iditra manandra
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
  [Bara] Midio, manohitra ny ratsy vita [1.78]

Teny iditra manandra (tandra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
  [Bara] Manome [1.78]
 Manao fanomezana ho an' ny zaza iray mbola tsy teraka na zaza marary mba hisambasambana fahaterahana na fahasitranana soa aman-tsara ho azy [1.1]

Teny iditra Manandra
Sokajin-teny anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
 Rivière de la préfecture de Tamatave [1.11]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2013/03/20