|
|
|
|

Teny iditra manangam-bovona
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny manangana, vovona
 Ilazana ny olona na ny biby vonon-kandramatra; tezitra na ta-hampitahotra ka mitsangana ny volo ao an-katoka [1.1]
Tovy hevitra manangam-bombo ~ manangam-bombona

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/26