| Teny iditra | manangana (tsangana) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Manarina zavatra amin' ny haavony: Manangana seza miongana Mampijoro, manorina: Manangan-trano Mametraka zavatra amin' ny toerana avo mba hahitana azy tsara: Manangan-tsaina Milaza zaza eo anatrehan' ny fanjakana ho toy ny zanaka mahazo mandova: Manangana ny zanak' anabaviny izy fa tsy niteraka [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | manangana (angana) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mahazo indray, mahatafajoro indray: Lany efatra hetsy aho nanao ity trano nazeran' ny rivo-doza ity; asa na rahoviana aho no hanangana ny vola laniko teto. [1.1] | |||||||||
| Se dédommager, rentrer dans ses fonds: Tsy mbola nanangana ny fatiantoka aho (Je ne me suis pas encore dédommagé de mes pertes) [1.3] | |||||||||
| Teny iditra | manangana (angana) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| [Provincial] To lift up the head [1.2] | |||||||||
| Teny iditra | manangana | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| [Sihanaka] mijanona [1.78] | |||||||||
| Teny iditra | manangàna (tsangana) | ||||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manangana | ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |
|