| Teny iditra | manano (ano) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| [Bezanozano, Sihanaka, Taisaka, Tambahoaka, Tanala] [ mañano ] Manao [1.78] | |||||||||
| Miadidy, mikarakara. [1.1] | |||||||||
| Manao asa na mikarakara zavatra [1.62] | |||||||||
| Provincial for manao. [1.2] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | mañaño | ||||||||
| Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||||
| [Bara] Maty [1.78] | |||||||||
| Teny iditra | mañaño | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| [Taisaka] Mamerina indray [1.78] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/09/16 |
|