|
|
|
|

Teny iditra manano sarotra
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny manano, sarotra
 Maka sarotra, misahirana; sahirana erý [1.1]
 To be in a difficult position; to be difficult to do [1.7]
 être dans une position difficile; être difficile à accomplir [1.8]
Ohatra 
1Tsy nananosarotra iny, fa i Vola koa, hono, efa nampilaza teo ihany [2.4]
2Manan-katao noho ny varotra ataony koa moa Ravokatra, tsy mananosarotra azy velively ny mampanarana azy mianakavy. [2.470]
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/16