| Teny iditra | manaoaintsyhozavatra > manao aina tsy ho zavatra | |
| Sokajin-teny | kambanteny | |
| Singan-teny | manao, aina, tsy, ho, zavatra | |
| Tsy miraharaha ny ho faty mba hahazoana zava-tsoa iray kendrena [1.1] | ||
| [ manao ny ainy tsy ho zavatra ] Manao an-tsirambina ny aina eo ampitadiavam-bola, mihafy tafahoatra mba hahazoana vola na laza [1.1] | ||
| To risk one's life, to make life as worthless as a lost nail. [1.2] | ||
| Tovy hevitra | mitono aina ~ mivarotra aina | |
| Tsipelina hafa | manao ain-tsy ho zavatra [1.1#701] | |
|
|