|
|
|
|

Teny iditra manaova (tao)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manao [Fitanisana]
  [1.1]
 Do [1.26]
  [1.3]
Ohatra 
1Tsy maninona fa manaova, hoy Rafakatro. [2.357]
2Mandehana ianao mba manaova toy izany koa. [2.643]
3Manaova soa ampiantany, fa misy hiankinana; [2.69]

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/17