|
|
|
|

Teny iditra manompa (ompa)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manozona, maniry ratsy ho an' olona: Tsy manompa azy aho, fa raha mitohy izao hakamoany tzao tsy hanam-bariraiventy izy
Mitovy hevitra: manozona ~ misahato ~ misariko ~ mitsitsika
Manao teny manaratsy, manao teny maharary: Nanompa ahy izy ka tsy maintsy mba tevatevaiko koa
Mitovy hevitra: manalikalika ~ manao teny maharary ~ manao vava ratsy ~ manevateva ~ maniratsira ~ mikizaka [1.1]
 To revile, to abuse, to vilify. [1.2]
 To use foul language to threaten; to curse [1.7]
 Maudire, menacer d'un langage grossier [1.8]
Ohatra Rotsakazo kely izay no ikapohany azy, sady manompa sy miteny ratsy ireto zanany. [2.470]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manompa
Ny lasa : nanompa
Ny hoavy : hanompa
Filaza mandidy : manompà

Teny iditra manompà (ompa)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manompa [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20