|
|
|
|

Teny iditra manasara (sara)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mandoa sarany [1.1]
 Payer a court louage, payer quelque chose au maitre de la barque sur laquelle on passe une rivière, payer un empirique [1.3]
 Rétribuer en empirique [1.196]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manasara
Ny lasa : nanasara
Ny hoavy : hanasara
Filaza mandidy : manasarà

 
Ny ankehitriny : manasara
Ny lasa : nanasara
Ny hoavy : hanasara
Filaza mandidy : manasarà

Teny iditra manasara (sasatra)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manasatra [Fitanisana]

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/17