|
|
|
|

Teny iditra manasatra (sasatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mamizana: Manasatra ny saina ny fianarana tsy misy fiatoana
Mahasosotra, manelingelina: Asaivo mangina ireo ankizy mitabataba ireo fa manasatra ahy [1.1]
 Fatiguer, importuner: Aza manasa-tena foana (Ne vous fatiguez pas inutilement) ~ Manasatra ahy ireo mpitabataba ireo (Ces tapageurs m'importunent) [1.3]
 Fatiguer, importuner. [1.5]
Ohatra aza manasatra ny vahoaka rehetra hankany, fa vitsy ihany izy. [2.996]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manasatra
Ny lasa : nanasatra
Ny hoavy : hanasatra
Filaza mandidy : manasara

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20