| Teny iditra |
manasitrana
(sitrana)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Manafaka amin' ny aretina: Dokotera Ranona no nanasitrana azy ~ Mahay manasitrana ny habokana hono izy
[1.1]
|
| | To heal [1.7]
|
| | Guérir [1.8]
|
| Voambolana |
| Ohatra | Aoka hasehoko an'i Voahirana ity, hoy ny teniny irery fa mety hisy hahazoany manasitrana io vavany toro io.
[2.895]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
manasitrana |
| Ny lasa : |
nanasitrana |
| Ny hoavy : |
hanasitrana |
| Filaza mandidy : |
manasitràna |
|
|
| Teny iditra |
manasitràna
(sitrana)
|
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manasitrana
|
|