| Teny iditra | manavovona (vovona) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| Manao antontany, mampifanongoa, manavosa: Manavovona kitay ~ Nanavovona ny fanaka rehetra taoan-tokotany izy aloha vao lasa nitady fiara hitatitra azy [1.1] | |||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Tovy hevitra | manasavovona | ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/05/27 |
|