| Teny iditra | manasavovona (savovona (vovona)) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mampifanongoa, manavosa: Nanasavovona ny fanaka rehetra taoan-tokotany izy aloha vao lasa nitady fiara hitatitra azy [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Tovy hevitra | manavovona | ||||||||
| Teny iditra | manasavovòna (savovona (vovona)) | ||||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manasavovona | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|