|
|
|
|

Teny iditra manazangazana (hazangazana (hazana))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mijery nefa tsy hita, mitily [1.1]
 To look out, to spy, to seek out, to pick out. [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manazangazana
Ny lasa : nanazangazana
Ny hoavy : hanazangazana
Filaza mandidy : manazangazàna

Teny iditra manazangazàna (hazangazana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manazangazana [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20