| Teny iditra | mandama (lama) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mandambolambo [1.1] | |||||||||
| To make slippery, to smooth, to lubricate [1.2] | |||||||||
| Ohatra | Izaho tsy mba mikororoka ny efa madio, na mitsoka ny efa mirehitra, na mandama ny efa voavankona, na misisy ny hazo efa mahitsy.
[2.69] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | mandamà (lama) | ||||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandama | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|