| Teny iditra |
mandondona
(dondona (dona))
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | To knock at the door; to knock or strike repeatedly [1.7]
|
| | Frapper à la porte; battre à coups répétés [1.8]
|
| Ohatra | fa mandondona eo amin' ny fotoana efa niomanan' ny tompon-trano hamoha varavarana indrindra.
[2.529]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mandondona |
| Ny lasa : |
nandondona |
| Ny hoavy : |
handondona |
|
|
| Teny iditra |
mandondona
(ndondona)
|
| Sokajin-teny | mpamaritra
|
| | Mandroso mitatao: Mandondona eo ambonin' ny tranonay ny vatoben' Ampamarinana
[1.1]
|
| | Projecting, as a rock over a road, etc. [1.2]
|
| | Surplomber, faire saillie; proéminent, saillant [1.3]
|
|