| Teny iditra | mandoro (doro) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mampirehitra: Nandoro ny tanàna ny fahavalo dia lasa Manao izay hahamasaka: Mandoro biriky tanimanga Manao: Mandoro arina [1.1] | |||||||||
| To burn [1.7] | |||||||||
| Brûler [1.8] | |||||||||
| Ohatra |
| ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|