| Teny iditra | renimanditra | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Singan-teny | reny, manditra | |
| Karazam-bibilava lehibe malaza ho mivelona ao anaty lava-bitsika, ka izany no iantsoana azy koa hoe renivitsika [1.1] | ||
| Voambolana | ||
| Tovy hevitra | manditra ~ mandotra | |
| Mpanahaka | renivitsika | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12 |
|