| Teny iditra | mandramatra (ramatra) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Manaikitra mafy amin' ny nify; miady amin' olona [1.1] | |||||||||
| To attack, to set upon, to rush upon [1.2] | |||||||||
| Ohatra | Izao no lazain' ny Tompo amin' ireo ratsy fanahy rehetra mifanolotra amiko, izay mandramatra ny lova nomeko an' Israely vahoakako: Indro hongotako hiala amin' ny taniny izy ireo;
[2.996] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2022/01/27 |
|