|
|
|
|

Teny iditra mandrasa (rasa)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
  [Taisaka] Mizara hena [1.78]
  [Bezanozano] Mitetika, mizara [1.78]
 Mandidy sy mitetika hena [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mandrasa
Ny lasa : nandrasa
Ny hoavy : handrasa
Filaza mandidy : mandrasà

Teny iditra mandrasà (rasa)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandrasa [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20