|
|
|
|

Teny iditra mandringa (ringa)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 (olona na biby) Tsy tsara fandeha fa iva ny tongotra ilany noho ny iray: Mandringa io olona io hatramin' ny nianjerany tamin' ny soavaly
(zavatra) Tsy tsara fipetraka fa miiva, mitolila: Mandringa ny latabatrao izany
Mitovy hevitra: mihantsika ~ mikirimbana ~ mikolepaka ~ mikotringa ~ milepaka ~ mitolantsika ~ mitoletsika ~ mitolitsika ~ tolaka ila ~ tsapika [1.1]
 To limp [1.7]
 Boiter, clocher [1.8]
Voambolana 
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mandringa
Ny lasa : nandringa
Ny hoavy : handringa
Filaza mandidy : mandringà
Lahatsoratra 

Teny iditra mandringà (ringa)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandringa [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20