| Teny iditra |
mandrora
(rora)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Manipy rora Manebaka, manao tsinontsinona, manazimba, mamotsifotsy. [1.1]
|
| | To spit, to spit something out [1.7]
|
| | Cracher [1.8]
|
| | Cracher Mépriser [1.5]
|
| Ohatra | Paraky no tsy afaka am-bavany ary mandrora izany eny ambody hazo iankinany no mahavantana azy.
[2.470]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mandrora |
| Ny lasa : |
nandrora |
| Ny hoavy : |
handrora |
| Filaza mandidy : |
mandrorà |
|
|
| Teny iditra |
mandrorà
(rora)
|
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandrora
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|