| Teny iditra |
manelanelana
(elanelana (elana))
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mitoetra, mijoro eo ampovoany: Trano iray ihany no manelanelana ny tranonay Mijoro eo afovoan' ny roa tonta ka afaka hitsara ny adiny satria tsy miray amin' itsy na iroa: Nanelanelana azy ireo aho tamin' ny ady nataony [1.1]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
manelanelana |
| Ny lasa : |
nanelanelana |
| Ny hoavy : |
hanelanelana |
| Filaza mandidy : |
manelanelàna |
|
|
| Teny iditra |
manelanelàna
(elanelana (elana))
|
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manelanelana
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|