|
|
|
|

Teny iditra manendrom-bohitra
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny manendro, tendro, vohitra
 Mitsangantsangana eny an-tendrombohitra mba hanao firavoravoana, fa indrindra mba hanao fitondran-tena ratsy (voararan' ny lalàna mafy fahizay ny manendrombohitra nandritra ny fisaonana ny mpanjaka raha nisy mpanjaka niamboho) [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11