|
|
|
|

Teny iditra manentana (entana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manainga, mibata: Iza no hanentana ny vilany?
Manetsiketaika: Tokony hanentana ho amin' ny tsara mandrakariva isika rehefa mikabary [1.1]
 Manainga, manetsiketsika [1.13]
 Soulever, lever, transporter; faire tressaillir, saisir [1.3]
 Sensibiliser [1.13]
Ohatra 
1Manentana ny tantsaha hanao ity voly ity ny tekinisianina. [2.445]
2Ny fihararetran' ny fahavelomana ao anaty no manentana ny fahavelomana etý [2.285]
3Eo andaniny indray kosa, hery manentana, mampijoro sy mamelombelona ireo rafitra eo ambaniny ireo. [2.606]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manentana
Ny lasa : nanentana
Ny hoavy : hanentana
Filaza mandidy : manentàna

Teny iditra manentàna (entana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manentana [Fitanisana]
  [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2024/06/03