| Teny iditra |
manerona
(erona)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mandrahona olona amim-peo toa tsy faly ary vonon-kandramatra na hamely: Nanerona ilay alika nony niditra ny vavahady izahay [1.1]
|
| | To growl or roar at [1.7]
|
| | Gronder, rugir [1.8]
|
| Ohatra | Manasa hisakafo e ! hoy ilay mpiasa tany, tamin’ny feo reraka nefa sahala amin’ny manerona
[2.472]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
manerona |
| Ny lasa : |
nanerona |
| Ny hoavy : |
hanerona |
| Filaza mandidy : |
maneròna |
|
|
| Teny iditra |
mañerona
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | [Sihanaka]
Manendy kafe, ets. [1.78]
|
|
| Teny iditra |
maneròna
(erona)
|
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manerona
|
| | [1.1]
|
|