| Teny iditra | mangala-belirano | |
| Sokajin-teny | kambanteny | |
| Singan-teny | mangalatra, vely, rano | |
| Fitokoavana | Teny na kambanteny hita ao aminy: mivadika | |
| Ohatra | Ireo kosa didy mahatapa-doha amin' ny fanjakana: (1) ny mikomy; (2) ny manera vadin' andriana; (3) ny manao lefom-pohy; (4) ny mandrendri-bahoaka; (5) ny manani-drova; (6) ny mamono olona; (7) ny mangala-belirano; (8) ny mangala-kasé
[2.48] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|