|
|
|
|

Teny iditra mangasihasy (hasihasy)
Sokajin-teny mpamaritra
 Mahatsiaro ho voa sy menamenatra noho ny tsy nahazoana izay nantenaina: Tsy nahazo loka Ibalita ka nangasihasy [1.1]
 To be timid [1.7]
 être confus ( gaina) [1.54]
 être timide, confus [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20